Mrs Lola Daniel
|
08/09/2018 00h26
|
Mila karamanao ve ianao?
Moa ve ianao ao anatin'ny korontana ara-bola na mila vola mba hanombohana ny orinasanao manokana?
Ity dia fahafahana hahazo ny fampindramam-bola madinika sy lehibe ho fampivoarana sy hanombohana ny orinasanao amin'ny karazana rehetra. Manome ny fampindramam-bola ho an'ny vahoaka amin'ny lozam-pifaneraseran'ny 3%. We are dynamic, azo itokisana, mahomby ary matoky ny mendrika. Mifandraisa aminay dieny izao ho an'ny fampindramam-bola fohy sy maharitra anao. Mifandraisa aminay dieny izao, ho fampahalalana bebe kokoa sy fampiharana.
Manolotra ny fampindramam-bola manokana, fampindramam-bola amin'ny fisamborana trosam-bola, venture capital, fampindramam-bola, fanofanana fanabeazana, fampindramam-bola any an-trano na "fampindramam-bola amin'ny antony!". Na izany aza, ny fomba fiasanay, dia manolotra anao ny fahafahana hilaza ny habetsaky ny trosa mila ary koa ny fe-potoana azonao aloa
EMAIL: eaglehomemortgage001@gmail.com
AO AMIN'NY FITIAVANA SY NY FIFANDRAISANAO AO ANATINAO.
momba,
Mr Lola Daniel
EMAIL: eaglehomemortgage001@gmail.com
|
|
Lenny Kaminsky
|
08/09/2018 00h26
|
Mila filaminana manokana / orinasa haingana ve ianao? Amin'ny 2% ny tahan'ny zanabola, ny vola latsaky ny 2,000.00 ka hatramin'ny 500.000.000.000 isa amin'ny vola amin'ny USD, EURO, POUNDS? Raha eny, Miangavy anao hahazoan-doka bebe kokoa amin'ny alàlan'ny mailaka etsy ambany i David Peterson.
Email: davidpetersonloanfirm1@outlook.com
|
|
AnonymeRakotonarivoson Andre
|
08/09/2018 00h26
|
Ok
|
|
Mrs. Elena
|
08/09/2018 00h26
|
Ny saina ho amin'ny General Public,
Mila ve ianao-bola? Raha eny isika hanolotra findramam-bola amin'ny ambany zanabola ny 3% ary tsy misy bola maso, dia manolotra manokana bola, trosa fanamafisana bola, barotra renivohitra, raharaham-barotra fampindramam-bola, ny fanabeazana fampindramam-bola, an-trano fampindramam-bola na "fampindramam-bola noho ny antony. Na izany aza, ny fomba, manome anareo ny fahafahana milaza ny habetsaky ny findramam-bola ilaina ary koa ny faharetan'ny dia afaka tratry ny ananany, mailaka: elenanino0007@gmail.com
Izany dia manome anao ny tena fahafahana hahazo ny vola ilainao! raha liana fifandraisana amin'ny alalan'ny mailaka: elenanino0007@gmail.com
Veloma finaritra
Mrs. Elena
Email: elenanino0007@gmail.com
|
|
R-J
|
08/09/2018 00h26
|
Bla bla...visa 15 j ho an ireo suspectés..de iza no hi-contrôler..entrée gratuite sortie bananaka ao...fa tena mora idiran ny zay te hiditra..enga anie mba ho tsaho io...fa de ho sahirana e...aza de miady hevitra ny kristianisma na slamo...zay jesosy na zay allah...ray partika politika zao na zao....fa ny sarababembahoaka hiady antoerana...fa ny ATSANTSA BE hanaikitra eo antoerana...
Ny problème insécurité eo antoerana aza mavezatra.....épée de damoclès ny Malagasy....ny sécurité internationale any Mada..connection en ligne...matahotra ny hatsarany aho ...ny tsolotra etsy sy ero tsy laeaina intsony...ny securité n ny vahiny zan ampitomboina...any ny sécurité antsika...personne s'y intéresse....
|
|
Malagasy
|
08/09/2018 00h26
|
Efa lava resaka be aho teo ambony Ka raha averiko indray dia lasa manao aller retour, avelao hanaovan dRavalomanana azy fa vitany io ary Ny vahoaka Malagasy mifanampy aminy.
|
|
Dia ahoana no hatao zany?
|
08/09/2018 00h26
|
Inona no réaction anao?
|
|
Malagasy
|
08/09/2018 00h26
|
Mila mi réagir haingana isika Malagasy raha Tsy izany dia IZAY NO VITA
|
|
Malagasy
|
08/09/2018 00h26
|
Raha Tsy naongana sy nenjehina Ravalomanana dia ataoko angamba fa efa mba nahita mangirana ihany Ny vahoaka Malagasy. Na DJ na hery dia arivistes sy vongan olona daholo, Tsy aninon Tsy aninona fa mivovo ohatran Ny alika sy mameno paosy fotsiny.
|
|
Malagasy
|
08/09/2018 00h26
|
tsy aninon Tsy aninona daholo izay nisesy teo ary Ny vahoaka Malagasy ankehitriny dia manenina nanongana azy sady izao vao Tonga saina koa fa hay natao fitaovana azahoana seza fotsiny Ka izao no vokany.
|
|
Dia miandry tour e
|
08/09/2018 00h26
|
Raha lany
|
|
Malagasy
|
08/09/2018 00h26
|
Ravalomanana ihany no mahavita sy mahazaka an'io ary atokisana fa Tsy voavidim bola ohatran Ny hafa rehetra
|
|
Aongana ahoana?
|
08/09/2018 00h26
|
Miandry fifidianana fa io faninganana lava ii no tsy mahamarin-toerana izay rehetra miakatra eo
|
|
Malagasy
|
08/09/2018 00h26
|
Ravalomanana irery ihany no sahy sy mahavita izany ary isika Malagasy tsy ankanavaka dia hiaraka hiasa aminy.
|
|
Malagasy
|
08/09/2018 00h26
|
Izao ihany no izy, tokony
miray saina sy mivondrona ny Malagasy hiaro ny firenena. Aongana i hery rajaonarimampianina ary apetraka eo Ravalomanana hanarina ny firenena sy handroaka ireo vahiny mitady hanjanaka ny Malagasy @ fomba isan karazany
|
|
Juvence rafalimanana
|
08/09/2018 00h26
|
Ny mampalahelo dia ampiadiviny ireo firenena vaventy ireo isika noho n tombosoa manokana ho azy ka tanterahiny ireo pion apetrany eo am fitondrana ka azony laloviny am zay tiany atao ka miafara am fampiadivana antrano antsika malagasy
|
|
H2R
|
08/09/2018 00h26
|
On aimerait bien que les occidentaux restent chez eux, mais comme On vit essentiellement de.dons et emprunts de leur part, ils ont leur mot à dire. L'indépendance n'est pas effective, bien qu'on y est depuis 56 ans
|
|
tsikidabo
|
08/09/2018 00h26
|
On ne trouve les raisons pour expliquer la pauvreté de Madagascar, voilà les colonisateurs (français et américains) nous induisent dans des fausses imaginations. Restez-vous chez vous, ne nous dérangez pas.
|
|
Herry phiy
|
08/09/2018 00h26
|
Ny fahorian ny malagasy dia varavarana misokatra ho amin ny fanapotehana ataon ny matanjaka. Ho mora ny fanakaramana ny foroche sy ny dahalo ary ireo djihadistes hitondra famonoana olona sy ady eto Madagasikara. Tokony ho nandinika lalina ny tompon andraikitra tamin ny nanomezana alalana fanorenana mosquée iny. Na inona na inona lazain ireo mpomba ny islam dia hita miharihary fa manome alalana ny famonoan olona tsy manaiky ny islam ny fivavahany. Loza mitatao ho an ny firenena malagasy izay anjakan ny fahantrana sy ny mpitondra tsara ambina sy manana jet privé sy 4×4 lafo vidy ka afaka milamin tsaina
|
|
Taj
|
08/09/2018 00h26
|
Avis:ireto karana s n toa azy mivavak@ allah mitombo isa fatratra reto mila heverina n fanenana n isany maika d maika
|
|
Ricklaud
|
08/09/2018 00h26
|
Yio avy aminy fandrakana manpijiky fatifatin'olo avy ivelany fa tsy hoe religion musulman zany problème,ajanona n'y fampidirany n'y olo avy aminy eta arabo reny,mila ajanona aingana ,,c'est pas notre mosquée problème...ajanona n'y fampidirana olo avy aminy moyen orien regny...
|
|
tsiory
|
08/09/2018 00h26
|
aza mifantoka amin'ny slamo, aza mifantoka amin'i madagasikara, aza mifantoka amiko, aza mifantoka aminao, aza mifantoka amin'ny frantsay na ny etazonia. MIFANTOHA AMIN'ANDRIAMANITRA: 1)HENOY NY FEONY- 2)ANKATOAVY IZAY LAZAINY- 3)MATOKIA AZY fa vita ny anjara andraikitrao an'Andriamanitra ny sisa. JE DECLARE AU NOM DE JESUS CHRIST:JESOSY NO TOMPON'I MADAGASIKARA ary JESOSYY KOA NO HOTOMPOIN'NY SLAMO.
|
|
Nol
|
08/09/2018 00h26
|
Aza mirediredy e!!! Raha tsy hoe anga ry zareo no te anakrotana an'Gasikara de mody hoe ABC e!!! Entina androbana ndray zw izany hoan'ireo mpitondra tia vola ireo.
|
|
La paix
|
08/09/2018 00h26
|
Ra ny ankizy any an tsekoly no ataon ireo lavage du cerveau ampianarina mitana basy otran ny any @ ndry zareo de loza mila mailo mivava ry gasy mihavana @ Atra @ alalany Jesosy fa mpivahiny ntsika no ety e jereo ny fandravana ataon ireo any Syrie lasa tany ravan baomba reraka fotsiny le nanangana trano nandanina ny rondo fa ao @ Jesosy ihany misy sécurité.
|
|
L arcange Gabriel Comores
|
08/09/2018 00h26
|
Certes la menace est là mais ne tombons pas dans une piège où on ne pourra pas sortir sans nous faire du tort à nous meme. L islam est une religion de paix mais les fous de Dieu existent dans toutes les religions. Méfions nous des préjugés infondées et vivons en paix aux Comores comme à Madagascar.
|
|
hanarisista
|
08/09/2018 00h26
|
Asio operation ndray euh
|
|
Saka Mandinika
|
08/09/2018 00h26
|
grandiriez vous un jour?
|
|
Mpijery
|
08/09/2018 00h26
|
Ny islamiste ireo dia tena devoly latsaka an-tany mihitsy, ny biby aza mbola misy saina be dia be lavitra. Hiadiavan'ny olona ny tanindrazana satria ny mpitondra tsy misy saina, fa tay no solon'ny atidohany, ry malagasy mifohaza hianao fa aza be taraina eo fotsiny, aza avela ho tafiditra eto io slamo slamo io fa tena poizina mahafaty tanteraka, vita hatyreo ny amintsika, fa voavidy vola ny olona tonga eo amin'ny fitondrana
|
|
Le citoyen lambda
|
08/09/2018 00h26
|
(suite)et Madagascar, une destination encore vaste avec des dirigeants corrompus facile à persuader. La suite, il ne faut pas être un fin politicien pour comprendre que l'agissement de nos dirigeants n'a rien d'une stratégie pour améliorer le quotidien des malgaches. Faites que, mon analyse soit fausse, autrement nous ne sommes pas loin des exactions perpétrées par la nébuleuse organisation de l'état islamique. La honte de l'Islam.
|
|
Le citoyen lambda
|
08/09/2018 00h26
|
Réveillez-vous mes chers compatriotes. Le danger est imminent et pourrait nous surprendre dans notre sommeil.Si dans les autres pays on fait tout pour combattre ce fléau (c'est ainsi que j’appelle ce mouvement d'assassins fanatiques)chez nous c'est le contraire qui se produit. Donner l'autorisation à la construction de 2 000 mosquées à Madagascar c'est favoriser l'entrée des jihadistes dans notre pays. Ouvrir nos frontières avec l'open sky c'est faciliter leur implantation sur notre territoire. Inconscience ou incompétence politique de nos autorités? Non je ne crois pas. C'est le profit, l'argent vite fait qui motivent nos gouvernants. Attention! il ne faut pas non plus tomber dans des déductions hâtives. L’appât du gain prime pour ces gens, mais les intérêts de l'occident les font agir de cette manière. Fortement préoccupés par l'afflux des émigrés dans leur pays respectif, les occidentaux se frottent les mains d'avoir trouver un terre d'asile pour tous ceux qui fuient la guerre ou la pauvreté dans leur pays d'origine. On peut faire un lien entre la Turquie qui commence à en avoir assez des émigrés chez elle et Ma
|
|
Milss
|
08/09/2018 00h26
|
Vraiment, si c'est pas encore un coup monté pour que nous, tsika iany no irianadreo vahiny mba iady, @zay mba iamparan'ny fahefanany. Asa raha mba efa nitany filoha izao vaovao izao fa tena tsy mety alony zao. Tena fanambaniana sy fitadiavana korontana eto @gasikara izao fihetsika izao. J'aime mon pays, je suis fière d'être Malagasy mais non pas "Malgache",
Tsika tsy mba manontany tena oe fa maninou ny faritra sasany antsoina @anarana tokana ihany, fa ny antsika mbola nadika @teny vahiny. Tsy mbola mipetraka tokoa izany ny fahaleovantena Malagasy fa anarana ihany izany io?
|
|
ben ragots
|
08/09/2018 00h26
|
C est peut etre le tarif des putes qui les attirent
|
|
D'accord avec Jacques
|
08/09/2018 00h26
|
Tout est dit
|
|
Jacques
|
08/09/2018 00h26
|
Malgaches, votre pays est magnifique, même si la vie y est difficile, vos traditions aussi:ne vous trompez pas d'ennemi;le vrai danger vient de celui qui prêche l'inculture, la barbarie, le rejet des autres, même si ces autres ne sont pas des saints
|
|
secte islamique
|
08/09/2018 00h26
|
Le salafiste est un mouvement sectaire, vu la propagation des sectes à Madagascar, il y a de quoi être vigilant.
|
|
ben ragots
|
08/09/2018 00h26
|
Suite.comme ca ils viendront tout reconstruire a neuf
|
|
ben ragots
|
08/09/2018 00h26
|
C est bien comme ça les américains viendront. Bombarder. Madagascar. Comme en syrie
|
|
c'est un fléau
|
08/09/2018 00h26
|
L'islamisme radical est un fléau qu'il faut erradiquer. Dans tous les coins de la planète, c'est avec la force qu'on doit le combattre. Si on aime son frère, on fait tout pour qu'il ne tombe pas là dedans, même les vrais musulmans combattent ce phénomène, alors c'est un devoir d'en empêcher la propagation.
|
|
Saka Mandinika
|
08/09/2018 00h26
|
bro, si tu dis qu'il a raison, c'est que toi tu a perdu la foi, si t'héxibe ta perte, le simple d'esprit perdront aussi les leurs, si on perd la foi en nous même, oui notre pays est perdu...
malagasy, ce n'est pas une religion, c'est une croyance, je n'y crois pas comme si c'était mon Dieu, j'y crois comme si c'est moi, c'est ma vie!
Amerique France, Bro ce sont eux les voleurs, tous sans exception, ils aiment leurs patrie et veulent se protéger c'est honorable, ce que je condamne c'est qu'ils nous pousse à nous méfié de nos voisin, bientôt ils nous donnerons des armes pour nous entretué.
un certain Einstein a dit" il est plus facile de détruire un atome qu'un préjugé"
c'est ce genre d'article qui génère les rumeurs pour tourner la second saison du film Rwanda! t'as vue Bro?
|
|
Saka Mandinika
|
08/09/2018 00h26
|
bro, si tu dis qu'il a raison, c'est que toi tu a perdu la foi, si t'héxibe ta perte, le simple d'esprit perdront aussi les leurs, si on perd la foi en nous même, oui notre pays est perdu...
malagasy, ce n'est pas une religion, c'est une croyance, je n'y crois pas comme si c'était mon Dieu, j'y crois comme si c'est moi, c'est ma vie!
Amerique France, Bro ce sont eux les voleurs, tous sans exception, ils aiment leurs patrie et veulent se protéger c'est honorable, ce que je condamne c'est qu'ils nous pousse à nous méfié de nos voisin, bientôt ils nous donnerons des armes pour nous entretué.
un certain Einstein a dit" il est plus facile de détruire un atome qu'un préjugé"
c'est ce genre d'article qui génère les rumeurs pour tourner la second saison du film Rwanda! t'as vue Bro?
|
|
Iandry
|
08/09/2018 00h26
|
ilaozan'ny SEKTA manjono mpivavaka @ fiangonana lehibe nefa ry silamo ato misintona olona sy mamahatra; sendra izay fitondrana tsy mahita afa(tsy ny eo ambany maso koa isika sitrany ahay vola...
|
|
Za ihany ka
|
08/09/2018 00h26
|
Chrétienne je suis, chrétienne je reste !
|
|
Rivo
|
08/09/2018 00h26
|
Marina misy ny milaza ato hoe tsy misy firaisankina intsony ny malagasy, fa na zavatra tsy misy dikany aza de hamonona oul, ka refa tsy misy aza ny hoaniny zay no ahafahany mivelona donc ny solution de ny avy @ mpitondra ny firentsika omeo asa ny vahoaka mba hanana ny minimum hivelomany!!!!!
|
|
ranaivo
|
08/09/2018 00h26
|
efa ela loatra no nangalaran'ireo vazaha ireo teto ambonin'ity tany ty,hatrany Amerque latine ,Amerique du nord ,hatraty Afrika ,Asie eny ka hatram'ireo nosy kely lavitra be ireny aza dia azy ireo avokoa,namono nangalatra ,nanao habibiana......rehefa misy ny manohitra azy ireo manohotohina ny Hegemonie-ny dia potehiny foana....
|
|
Niela
|
08/09/2018 00h26
|
Mampalahelo lé gasikaratsika ry reto, ataon'ny sasany fitaovana sy kilalao fotsiny 😔😔😒😒😢😢
|
|
Rivo
|
08/09/2018 00h26
|
Ny mba tiako lazaina de ho antsika malagasy mbo samy handray ny andraikiny ny tsirairay, na chétien na musulman efa religions nisy fona reo ary tsy nisy tokony hiova satria efa samy manana ny finony. Ary de tsy nisy olana ary tsy tokony hisy olona satria hatramizay haitsika ny mifanaja @ io lafiny io. Ra marina io resaka radicalisation io de tokony heverina sy hisainana tokotrany atao ady sy tolona ho antsika malagasy rehetra, tanindrazantsika io tiavo fa ra tsika tompony aza tsy tia azy...., ra toa kosa ka lainga araky ny filazan'ny sasany ato de mahamenatra sy mampieritreritra hoe jusqu'à quel point no tsy fitiavany ny tanindrazantsika ka de ampiorohoro vahoaka fona nefa mbola misy priorités tokony hojerena maika, ny fahantrana, ny lutte contre la CORRUPTION, ny service public, ny valorasition des diplômes universitaires, création d'emploi par l'État ho an'ny madinika au lieu de se goinffrer @ fananana tsy an'ny tena fa an'ny vahoaka.
|
|
Petakorona
|
08/09/2018 00h26
|
L'arrivée du vol turkish airline n'arrangera pas les choses.
Certes, il n'est pas cher pour ceux qui n'ont pas les moyens mais dangereux car cela permet aux IE de rentrer facilement.
Le gouvernement devrait commencer par refuser ce genre de vol.
|
|
Alien
|
08/09/2018 00h26
|
Very isika.. Very, manjaka daholo ny ratsy rehetra
|
|
Gouiiii
|
08/09/2018 00h26
|
Eeee d efa oavy ko ny daesh etc etc zany e! zao d efa miomana fa d'ici quelques temps d'efa aita n vokatrizao baranahiny be zao.... ny panakarena afaka mitsoaka any @ze tiny itsoahana fa ny sahirana zan lo zao d efa tokony anomboka andavaka boomcoeur ngamba isitriana !
|
|
Tsy fankahalana gasy
|
08/09/2018 00h26
|
Farany dia zavatra tsy manana traikefa amin'ny fiarovam-pirenena ny malagasy ka izany no mahamailo ny Amerikana sy ny Tandrefana satria ohatran'izao misy eto izao no fiaingan'ny islamisation radicale misy any Niger, sy ireo tany afrikana maro
|
|
Tsy fankahalana gasy
|
08/09/2018 00h26
|
Faharoan'izany, dia zavatra tena misy fa tsy foronina ny fahatongavan'ny islamiste avy any ivelany miditra sy mampiely islamisation hafa eto
|
|
Tsy fankahalana gasy
|
08/09/2018 00h26
|
Déjà aloha na samy gasy aza tsy mifankatia izany e, any anaty boky noahitana an'izany fa raha ity famonoana olona isan'andro sy fifanenjehana anatiny ity dia tsy hitako izay firahalahiana amin'izany
|
|
Saka Mandinika
|
08/09/2018 00h26
|
Islamophobie ou aspiration à une domination de la grande Ile? incitation à la haine, maintenant l'opinion internationale nous demandes à nous malagasy de nous méfier de nos voisins sous prétexte qu'ils sont sous l'emprise d'une religion.... qui fait le mal.... je suis chrétien malagasy, j'ai des amis musulman malagasy, je n'ai pas à les jugé. Le dénominateur commun qui nous unis c'est ce qu'il veulent nous prendre, ..... ils veulent qu'on deviennent des MAL GACHE. "aza manome toerana hoan'ny fankahalàna rahalahy, gasy izy gasy ialahy, gasy tsika, gasy iray nofo sy ra"
|
|
roland_75017@yahoo.com
|
08/09/2018 00h26
|
Je ne l'ai jamais écarté cette éventualité dans ce pays pour ce que j'ai pu constater ces dernières années cette liberté aveugle devant cette multitude 'd'églises' de toutes horizons sans aucun contrôle du gouvernement tant soit peu que la corruption prenne de plus en plus de place dans ce pays puisque l'argent est le nerf du terrorisme on voit partout lorsqu'on voit comment Daesh est né ces dernières années
|
|
Linah
|
08/09/2018 00h26
|
Ny tsy tsapan ireo mpitondra nge ka ny taranany sy ny havany no iaran ireo fiatraikan ny adalana nataony e! Ny androany iany no eritreretiny fa ny rapitsony sy ny mandrakizainy tsy heveriny
|
|
Bodo ANDRIAMIALISON
|
08/09/2018 00h26
|
un nommé Mickael m'a envoyé un document très inquiétant dans ce sens et que j'ai envoyé à des responsables, on l'a traité de fou, comme tous les visionnaires en fait
|
|
00001
|
08/09/2018 00h26
|
un jour,a Majunga dans la rue, en face d'une mosqué une personne m'a proposé de me convertir a l'islam plusieurs foi, j'ai refusé car je m’intéresse pas tout cour a la religion, je venait pour une autre raison, (je le connais pas), il insisté vraiment, aujourd’hui, je peu pas en être sur et certain, mais je pense qu'il y a de forte chance qu'il voulais me convertir dans l' islamiste radical... bref ils sont belle et bien la en tout cas et actif.
|
|
Bakiraro
|
08/09/2018 00h26
|
Mampalaelo afaka 10 tona misaromboaly daoly amzay
|
|
Lucille
|
08/09/2018 00h26
|
mba asiho fandinihana sy fieritreretana ihany andremato filoha ny repoblika !mampalaelo ny vahohaka mieritreritra ny fiainana aho afara kely ao hoe hanao ahoanq ny afaran'ilay Madagasikara kelinay,dia ho sanatria ve hoanjakany iretovahiny arabo reto ity firenentsika ny farany .njereo reo mahatra sy minjaly tsy mb manakialofana na ny hoanina anio aza mbol tadiavina anio!aza d sodoka ny volabe miditra azo avy aminero vahiny ampidirinao reo f mb tsinjovy re tompoko ny hoaviny ilay vahoaka malagasy mahatra noho ny ataonareo ao ambony ao ihany .mb njereho ihany kou izay ihafaran'ilay Madagasikara ihombonana io f tsy anao rery akory .miahaina ao anatiny tebiteby ny vahoka ka mb asiho fieritreretana ihany
|
|
Juste
|
08/09/2018 00h26
|
Feno hadisoana ný commentaires nataoko, miarahaba tsiny indrindra.Rehefa Mandinika an' ny Madagascar zaho tenais malade location satria ireo mpitondra (DIRIGEANTS ) tsy mikatsaka afa- tsy ny hameno paosy. Fadiranovana n'y vahoaka malagasy, vidin-draha miakatra izy tsy izy.Lasa n'y eritreritra, toasts tant tsy misy fanjakana.
Eh ! Ai gardé amie n'y Tompko Andriamanitra hiéroglyphes atsika jiaby.Mba homme tontotry ireo ilay azon'ny fitaoman-dratsy mivily lalana.
|
|
Juste
|
08/09/2018 00h26
|
N'y mampalahelo Madagascar tsy mandroso fa mihemotra.Raha mikasika n'y fitomboan'isan'ireo mpino musulman salariale ou radical étoiles Madagascar dia tenais Toyota n'y V n'y fivoarany.Aiza ireo mpitondrantdika e ? Man Mary eky e.
|
|
elektra
|
08/09/2018 00h26
|
ac tte les religions qui fleurissent partout,il fallait que l'islam s' en mele aussi
|
|
rak
|
08/09/2018 00h26
|
Mila mailo isika gasy zni RF mvoka manumbkzw
|
|
lucas
|
08/09/2018 00h26
|
cela fait 4 ans que je viens à Madagascar car mon épouse est Malgache . DIEGO Suarez est une ville majoritairement chrétienne depuis longtemps mais j'observe que depuis quelques années cette majorité diminue et même s'inverse ...vers une islamisation . Des musulmans radicaux vont en raison de la pauvreté jusqu'à proposer de l'argent à qui rejoindra la religion islamique . le problème est grave et sérieux . il est urgent de contrôler les mosquées car ds moins de dix ans le pays sera colonisé par l'islam et par des radicaux car c est hélas l objectif de l'état islamique .
|
|
nambinina.rakotoarijaona@gmail.com
|
08/09/2018 00h26
|
Mali, Madagascar, berceau des musulmans et français.
|
|
Jokar
|
08/09/2018 00h26
|
Ny tena marina le beau frère ny benladen namboariny CIA fa mody natao hoe gasy namono azy ...
|
|
Francophonie
|
08/09/2018 00h26
|
Vao maika manintona azy ity fandraisana olona ambony maro nefa ny fahaizana tsisy
|
|
bandy akama
|
08/09/2018 00h26
|
tsy vanona mitsy ty fitondrana mampiditra angano ny firenena malagasy ity
|
|