panier
ETROPIQUE, 1er site de partage d'informations sur Madagascar, lieu de rencontre entre vendeurs et acheteurs du made in Madagascar ( 0 )
3/09/2018      Visites (9302)     voter Je note(130)    facebook google+

Sondage, premier tour, présidentielle 2018

Accès au sondage Resultats

madagascar-Sondage, premier tour, présidentielle 2018 Maintenant que la liste définitive est sortie, à un peu moins de 3 mois du premier tour, ce sondage anonyme, à vote unique est mis en place pour permettre de connaître les tendances des votes chez les internautes.


Le sondage est ouvert jusqu'au 07 Octobre 2018, un mois avant le scrutin, en choisissant un candidat parmi les 36, classés par ordre croissant, de leur numéros respectifs sur le bulletin unique.







Participer au sondage


 

COMMENTAIRES


Ajouter un commentaire (Vous avez besoin d'avoir un compte pour participer, c'est un pseudonyme à la volée, de votre choix, qui sera visible, jamais votre email )
Votre nom :
Votre commentaire :


Olon-tsotra 31/10/2018 14h30
Satria Ratsy dia Ratsy ny fiainan'ny Malagasy nanomboka tamin'ny 2009 ka hatramin'izao fotoana izao anisan'izany ny tsy fahampian-tsakafo, ny tsy fandriampahalemana, ny fahasarotan'ny fiainana, Fiakarany fahasarotan'ny Fiainana, fitomboan'ny ts fahafaha mividy, Mitotongana hatrany ny lanjan'ny Ariary. Rariny raha hitodi-doha tany amin'ny fiainany taloan'ny 2009 ny Vahoaka. ka rariny rah mbola vonona ny malagasy handany ny Filoha izay nahongana tamin'ny 2009. Rariny rah ny tombana misy eny amin'ny fiarahamonina dia mbola lany ny filoha Marc Ravalomanana.
Anonyme 13/10/2018 16h32
désolée d'avoir raté la date limite. Je roule pour le candidat 4 , évidemment. Il n'a pas les moyens financiers de certains candidats, mais les textes de ses chansons, son intégrité eveillent en nous l'ESPOIR et nous inpirent à donner le meilleur de nous même!
Anonyme 06/10/2018 20h22
Ary toa tsy voaray ny vote-ko??? Mbola misoratra hoe 0 anefa na dia izao irery aza dia efa 1 => tsss mamitaka izany sondage izany!
Anonyme 05/10/2018 12h53
Toy ny sondage rehetra mikasika an i Madagasikara (téléphone, internet ) dia tsy azo ifotorana loatra ny sondage toy itony. Ilaina ihany anefa na izany aza. Tsara raha mba lazain ny administrateur ny statistique ny fiavian ireo mpandray anjara Madagasikara, frantsa, Usa,,,sns
Anonyme 03/10/2018 02h00
4 DAMA ihany no hitako manana vina tena afaka anavotra an'i Madagasikara amin'zay
Afaka 28/09/2018 16h14
Mahaiza mifidy ny vahoaka!
Malagasy eto Canada 25/09/2018 08h41
Aoka izay ! Ampy izay ! Misaotra an’i DAMA namaly ny antsonay malagasy maro eto Canada izay nandray anjara amin’ny fitakiana azy hilatsaka. I DAMA no tena manan-tsofina hiaino antsika malagasy. I DAMA no tena mana-maso sahy mijery ny toe-javatra misy. I DAMA no manan-tanana mampitambatra hiara hiakatra fa tsy hidina foana. Ampy izay fa efa io i DAMA.
Anonyme 25/09/2018 08h20
Raha fisainana tsy miangatra, tsy mandainga sy matahotra ny avo indrindra dia i DAMA no tena ahazoko mandray andraikitra sy miraharaha mba anaovako ny asam-pokonolona. Laharana faha 4 ihany. DAMA ho an’i MADA.
Anonyme 25/09/2018 08h02
DAMA ihany no MADIO tanteraka sy afaka mampisarika ny manam-pahaizana malagasy eran’izao tontolo izao. Hiverina amin’izay ny maha izy azy ny Malagasy ara-pisainana, ara-pahaizana sy ara-panahy. I DAMA no tena izy.
Anonyme 20/09/2018 09h04
Za dia misotra aminy lalana izay nitondrany Filoha Marc Ravalomanana ny tanindrazako. Satria vohafely ny sandambola Malagasy, nitomba taminy fotoana fohy ny harikarena. Nilamina ny fandriapahalemana. Nihena ny lolikoly ary nianatra ny zaza malagasy. Nitodika taminy tantsaha sy ny horinasa malagasy izy ary maro ny ady taminy fahantrana. Tsy mahay mikabary Filoha Ravalomanana Fa ny miasa, ary miasa aingana no tena ainy. Tsy varigna nano hôtel à Doubai sy Sydney ary nanondrana bois de rose sy volamena ary tsy mano terabitro toy zandrikely manetraka hisakiny quartier. Fa fahamarinana sy fitiavantanindrazany no nataony. Je vote pour Marc Ravalomanana
Anonyme 18/09/2018 13h39
Nandroso àry ve zay n firenena rehefa naongana t@ 2009 ny filoha voafidy Ravalomanana ? Aoka izy N°25 hiverina eo @ fitondrana
Anonyme 18/09/2018 11h54
Nandroso àry ve zay n firenena rehefa naongana t@ 2009 ny filoha voafidy Ravalomanana ? Aoka izy N°25 hiverina eo @ fitondrana
Admin 15/09/2018 20h31
Mandeha moramora eo ihany ka
Anonyme 15/09/2018 17h52
Ohatry ny tsy mitohy intsony ny fifidianana ato a !
Marc Ravalomanana/ Num 25 13/09/2018 09h41
Un homme qui a tout traversé et qui connaît tous les problèmes du pays. Paysan, devenu dans le top 10 des hommes les plus riches d'Afrique. Un parcours modèle et exemplaire
Anonyme 13/09/2018 08h42
13 ANDRY RAJOELINA, un meilleur avenir pour Madagascar; 1ER TOUR de OK
Anonyme 13/09/2018 04h42
25
Anonyme 13/09/2018 02h43
DAMA 4
Anonyme 12/09/2018 22h40
SERGE_JOVIAL_IMBEH Candidat n°26, vahoaka ihany, vahoaka hatrany
Anonyme 12/09/2018 21h24
Je voterai pour le candidat numéro 25. Marc Ravalomanana a prouvé sa volonté de développer le pays. Avant son entrée dans La scène politique, il a participé au développement de l’économie en créant sa propre entreprise. Il a osé à surmonter le défi durant sa jeunesse. Pour lui, ce sont le volet sécurité, santé, et éducation ses premières préoccupations.
Anonyme 12/09/2018 20h49
N'inona na inona hitranga dia aleo ihany aloha manova .26 ihany
Anonyme 12/09/2018 18h15
Dama ho an'ny fahamarinana
TIM 11/09/2018 23h56
Ravalomanana angamba no eritreretiko hamerina indray ny hasin'ny fireneko
Ravalo ny anay 11/09/2018 22h20
25 ihany, 25 hatrany
Anonyme 11/09/2018 15h10
Rafitra aloha no mila ovaina eto amitsika e, Raha mbola io no rafitra dia Mpanjaka hatrany izay lany eo. Ireo Mpanompo an ra8, Rajoel, HVM, DIDIer ary efa ts fidiny. d mbola hisy indray ve ny olona hafa tompoina.oka zay. Mifohaza ry malagasy ambiny fa ireo ty an reo olona notanisaiko ireo efa tsy avotra intsony
Anonyme 25 11/09/2018 13h14
I Dada ihany no mahafehy io fitantanana ny firenena io. Matotra ary manana VISION tsara hitondrana ny Tanindrazana. Izahay tsy mila bolokim-bazaha, mpanao OUI, OUI amin'ny tsy antony.
Anonyme 11/09/2018 10h25
25 ihany mba ho firenena vanona sy mandroso (toe-tsaina, toe-karena, toe-panahy)
Bao Malandy 10/09/2018 23h18
Manomboka indray ny halabato ataon'ilay laharana faha 4 (N°4).Tsy possible dans quelques heures il a pu devancer tout le monde. C'est impossible. Il était 5e rang tout a l'heure.
Anonyme 10/09/2018 19h27
25 : Tsy tian'ny frantsay Ravalo fa tsy manao ny sitrampony.
HILAIRE RAJOELISOLO 10/09/2018 16h47
N4 afin de rendre aux Malgaches leur dignité et leur terre
Anonyme 10/09/2018 15h26
26 ny Antsika. Za TANORA ARY TSY MANAIKY ATAO FITAOVANA POLITIKA. 26 MITSINJO NY VAHOAKA MANONTOLO NY VINANY FA TSY TANORA IHANY. VAHOAKA IHANY,VAHOAKA HATRANY. AZO TANTERAHINA TSARA NY VINA FA TSY BE FANANTENANA PAOKATY BLABLABLA.
ADMIN DU SITE > Devgasy 10/09/2018 15h07
Marina fa tsy tonga lafatra Devgasy a, izany no mahatonga ny fifidianana tena izy atao URNE sy Vato na bulletin, satria na any Amerika aza dia misy risque be ny vote par Internet.

Tsy maintsy nanao safidy izahay na Vote 1 = Adresse email 1, na par IP.

Naleonay nisafidy ny email satria raha natao par IP dia maro ny tsy afaka mandray anjara.

Ohatra:ny cybercafé na réseau iray dia Ip iray ihany ho adiresy, ka raha Ip 1 = vote 1 nefa misy ordinateur 10 ao, ary ny ordinateur 1 misy olona 10 samy hafa mampiasa azy, dia misy olona 99 izany tsy afaka mandray anjara satria izay olona voalohany nifidy tamin'io IP io no afaka dia mifidy, dia tsy misy intsony avy eo.

Ka raha mampiasa email roa ianao, donc izany ianao manana compte anankiroa, toy ny olona manana identit roa mandeha mifidy indroa.

Sondage nefa ity, ka asakasak'izay te-hamitaka ka sao dia te-ho voalohany amin'ny sondage ka ho gaga fa tsy arakarak'izay ny tena vokany, lany andro mangalatra amin'ny sondage nefa afaka nolaniana nandresena lahatra mpifidy ilay fotoana nariana teto.

Marihina fa azonay atao tsara ny mamafa ny commentaire rehetra eto saingy tsy hatao izany na misy mahery fiteny aza eto, satria ny mangarahara no tanjona.
devgasy 10/09/2018 14h30
Tsy mamely e! manana adress gmail 2 za, samy nanaovako inscription, afaka nanao vote indroa !? tsy voafehinareo le adresy IP raha izany
Dada 10/09/2018 13h38
25 ny anay
Anonyme 10/09/2018 11h36
1 KOR.13/13
Anonyme 10/09/2018 11h21
13 pour un avenir meilleur
Anonyme 10/09/2018 11h13
mila tanora ny firenentsika, donc 13
ADMIN DU SITE 10/09/2018 09h18

Tsy misy olana mihitsy, nohamarinina ny vote rehetra fa tsy misy olana, izay fidinao dia miampy vote iray ny azy, ka na mamerimberina eto amin'ny commentaire aza dia indray mandeha ihany ny enregistrement. TSY MISY FITANILANA ETO

Anonyme 10/09/2018 09h03
Tsy milamina ny sondage-nareo ô! Tena tsy azo itokiana. Toa ny 13 foana no misoratra eo na 25 aza no safidiako.
Razafindrakoto 10/09/2018 08h33
13 Andry Rajoelina
Anonyme 10/09/2018 08h29
24
Anonyme 10/09/2018 08h19
ôtran'ny sondage tsy mandamina a.
Anonyme 10/09/2018 08h05
24
Anonyme 10/09/2018 08h05
24
Anonyme 10/09/2018 08h02
24
Anonyme 10/09/2018 07h21
ANDRY RAJOELINA 13
Anonyme 09/09/2018 22h35
Mba hamarino kely tompoko ity sondage ity fa misy tsy milamina, numero hafa no safidinay dia numero hafa no miakatra,,
Anonyme 09/09/2018 22h34
Tsy mandeha akory ilay vote fa mampiresaka fotsiny ity SIte ity, tsy mihetsika akory ny numero fidinay nefa efa misafidy ao anatin'ilay sondage
Anonyme 09/09/2018 22h28
13
Anonyme 09/09/2018 22h25
13
ADMIN DU SITE 09/09/2018 19h20
Nisy bug kely angamba, avereno fa efa mandeha izy io
Anonyme 09/09/2018 18h48
Aiza ny admin fa tsy mety ilay vote ooo
Anonyme 09/09/2018 18h43
Tsy mihetsika ilay vote
Anonyme 09/09/2018 18h43
toa tsy mety akory ilay VOTE? nefa efa mampiasa connexion?
Anonyme 09/09/2018 18h39
izao ary za mi voter tsy mihetsika akory lay voix lay num fidiko!n'importe quoi
Anonyme 09/09/2018 18h38
ok 13
Dama ny anay 09/09/2018 18h31
Olona manana fahamarinana, manana fijery hafa
Anonyme 09/09/2018 18h30
13
Anonyme 09/09/2018 18h30
13 ok
Toky 09/09/2018 14h53
Dama!
Anonyme 09/09/2018 14h51
DAMA est le seul qui n‘est pas corrompu, qui ne volera pas. Tous les autres sont juste là pour piller le pays, surtout Rajoelina et Rajao. Ne votez jamais pour ces voleurs!
Anonyme 09/09/2018 14h50
04-Dama
TIM 09/09/2018 14h25
Misaotra anareo mikarakara, Dada 100%
ADMIN DU SITE 09/09/2018 11h53

Efa misokatra indray ny sondage, saingy mila connexion vao afaka mifidy satria mahamatotra kokoa ny safidy ary sécurisé lavitra ka tsy hahafahana manao vote multiple

Anonyme 09/09/2018 11h50
13
Anonyme 09/09/2018 11h15
4 Dama
Anonyme 09/09/2018 11h12
4 Dama
Anonyme 09/09/2018 10h43
4
Vm 09/09/2018 10h30
30 Olom-baovao tsy mbola maloton'ny loko politika eto Madagasikara.
ADMIN DU SITE 09/09/2018 10h17

12H00 VAO MISOKATRA INDRAY NY SONDAGE FA MAMITA SECURISATION NY ADMIN

Anonyme 09/09/2018 10h09
12
Pro HVM 09/09/2018 10h08
Azafady. Toa misy HVM mivoter 13????????????????????
Anonyme 09/09/2018 10h07
12 Rajaonarimampianina ry adala fa tsy 13 aaaaa. Mba misaina
Anonyme 09/09/2018 10h06
Nanaja ny lalampanorenena i Rajaonarimampianina dia ny ahy 13
HVM 09/09/2018 09h58
Rajaonarimampianina 13
Olontsotra 09/09/2018 09h58
Sondage Fake pro TIM. Nanandrana aho hoe raha mamaly in1 ve za dia tsy mahazo mamaly intsony?!! Fa e e e... Une personne peut voter à plusieurs reprises donc, tsy misy dikany ny anaovana ilay sondage. Rehefa mba manao ihany di ataovy tsra e.
Anonyme 09/09/2018 09h56
13
Anonyme 09/09/2018 09h54
13. Rajaonarimampianina. Il respecte la loi. Ce qui fait de lui un vrai homme d'Etat. Ravalomanana et Rajoelina zany mpanongapanjakana. Ratsiraka tsy nirespecter ny demokrasia. Le reste, natao hanaparitahana vato fotsiny.
Anonyme 09/09/2018 09h24
25
ANR 09/09/2018 08h46
FANAMBARANA: Ny mpanohana sy mpanara-dia ny Filoha RAVALOMANANA REHETRA ETO AMIN'NY FACEBOOk Dia manao fanambarana eto, fa tsy hiditra sy TSY HANDRAY ANJARA ,ary TSY MPANDRAY anjara amin'ny sondage ,izay karakarain'ny site : eTropique Manambara eto ihany koa izahay, fa tsy anisan'ny mpifaninana ao. Koa manainga ny namana rehetra sy ny mpanohana, tsy hanaiky rebireben'io site io INTSONY Aleo hataony irery ao ny anazy fa isika efa resiny , ka aleo tsy mi insiste. Noho izany : Izay lazaina fa resultatS mivoaka avy amIn'io site io, dia TSY NANDRAISANAY MPANOHANA ny filoha RAVALOMANANA ANJARA. Koa TEHAFANAY mafy be izay handimby ny toeran'ny LEADER ao rehefa mivoaka ny vokatra. Misaotra antsika rehetra, mpanaraka TOROMARIKA.
sese rabson 09/09/2018 08h32
25
ADMIN DU SITE 08/09/2018 00h26

NAHITANA FAMPIASANA LOGICIEL DE SPAMM OMALY ASABOTSY NAMPIASAIN’NY OLONA SASANY HAMPAKARANA NY ISA HO AN’IREO SAFIDY SASANY TATO. NOHO IZANY DIA NOFOANANA AVOKOA IREO DONNEES REHETRA ARY NAVERINA NY SAUVEGARDE DU VENDREDI A 23H59 SATRIA NANIMBA NY RESULTAT . NAHANTONA IHANY KOA NY FANDRAISANA ANJARA SATRIA VOATERY MANISY SECURITE SUPPLEMENTAIRE IZAHAY MPIKARAKARA NY SITE HISOROHANA NY TRANGA NISEHO TOY NY OMALY IZAY NAHITANA VOTE INFORMATISE. TENA MARINA NY TENIN’IREO IZAY MILAZA FA MBOLA HO ELA NY GASY VAO HIVOATRA; HIVERINA NY FANDRAISANA ANJARA ANDROANY MITATAO VOVONANA, MAMITA NY SECURISATION FARAMPARANY IZAHAY

Anonyme 08/09/2018 00h26
DAMA
Anonyme 08/09/2018 00h26
Tsy matotra ny zavatra ataonareo. Omaly 3 256 votants, androany 466 votants. Mbola ho ela ny gasy vao hivoatra.
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
DAMA
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
30
Soa Malanfy 08/09/2018 00h26
Maninona moa no antsoina tsy handray anjara ny TIM ? Ridicule tsssss. Sondage fotsiny anie io ry zanak'i dada e, sa amin'zay rehefa resy i Ra8 dia hoe annn tsy nandray anjara ianareo ?. Pirate
Anonyme 08/09/2018 00h26
Fa naninona no niverina ho 466 indray ny isan'ny mpifidy nefa efa tafiakatra 10.000 izy teo
RAVALOMANANA 08/09/2018 00h26
FANAMBARANA: Ny mpanohana sy mpanara-dia ny Filoha RAVALOMANANA REHETRA ETO AMIN'NY FACEBOOk Dia manao fanambarana eto, fa tsy hiditra sy TSY HANDRAY ANJARA ,ary TSY MPANDRAY anjara amin'ny sondage ,izay karakarain'ny site : eTropique Manambara eto ihany koa izahay, fa tsy anisan'ny mpifaninana ao. Koa manainga ny namana rehetra sy ny mpanohana, tsy hanaiky rebireben'io site io INTSONY Aleo hataony irery ao ny anazy fa isika efa resiny , ka aleo tsy mi insiste. Noho izany : Izay lazaina fa resultatS mivoaka avy amIn'io site io, dia TSY NANDRAISANAY MPANOHANA ny filoha RAVALOMANANA ANJARA. Koa TEHAFANAY mafy be izay handimby ny toeran'ny LEADER ao rehefa mivoaka ny vokatra. Misaotra antsika rehetra, mpanaraka TOROMARIKA.
Sondage interrompu 08/09/2018 00h26
Jusqu'au Dimanche à midi pour cause de spam qui faussait les resultats
Sondage mampihomehy be 08/09/2018 00h26
Efa ny 25 foana no nitarika teo efa firy andro izay. Izaho efa im-piry te hifidy nefa lazainy fa tsy afaka mifidy nefa izaho irery no mampiasa ny solosaiko. Rehefa tsy voafehy ilay izy ajanony. Tohizo irery eo ny sondage nareo. Nanana pare-feu sy dispositif afahana manakana abus ianareo ka maninona no tsy nampiasaina dieny mialoha? samy niakatra tampoka tsy hay hoe nanahoana izao ihany na 25 na 13 na 4 fa ilay 13 mody tsy asiana resaka mihitsy. tsy haiko hoe firy ny azy no lasa 1770 tampoka teo. izy fotsiny aloha ohatra ny tsy hatratra 100 akory ary gidragidrany tany.
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
TIM 08/09/2018 00h26
MARIHINA KELY ALOHAN'NY TENA HIALANAY ATO ! FA TAMIN'NY 3 SEPTEMBRE IZY SONDAGE ITY NO NOSOKANA'ZARZEO, ARY NY TENAKO ISAN'NY NAHITA TATO VOALOHANY. NY TIM FOANA NO LOHA LAHARANA TATO ARY NANANA NY POURCENTAGE AMBONY INDRINDRA ARY TSY NETY VOASONGONA HATRAMIZAY(SAUF NISY ILAY FANDROBANA TEO) . NON4NY ANTONY EFA HIARAHA MAHALALA A?NEFA DIA AMAFISINA FARANY ETO FA TSY ISNAN'NY MPIFANINANA MASINA ATO INTSONY NY MPANOHANA NY FILOHA RAVALOMANANA REHETRA MANOMBOKA IZAO.ARY OFFICIEL. IZAY RESULTAT MIVOAKA AVY ATO DIA HO TSINDTRINAY IREO FILAZANA EFA CAPTUTES REHETRA IREO, NA RESY IZAHAY NA MANDRESY. ATAOVY NY ANAREO FA ALEO IZAHAY HO MPITAZANA. Tapitra
TSY ILAINAO FANTARINA 08/09/2018 00h26
MBA MAHAZAKA DEMOKRASIA FA TSY HOE REHEFA TSY IZAY METIMETY AMINAREO NY RESULTAT DE HOE TRUQUÉ ILAY SONDAGE..SINON TONGA DE ADABOY ANY DE ZE MAHAFINARITRA ANAREO AVOAKA.SITE MAPME BE TSS👎👎👎👎
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
N 26 IMBEH SERGE JOVIAL
TAFITA 08/09/2018 00h26
Tsy misy miala eo N 26 ihany
Andrea 08/09/2018 00h26
IMBEH Serge Jovial VAHOAKA IHANY VAHOAKA HATRANY
Anonyme 08/09/2018 00h26
ny ahy koa NOFAFANA, tsy milamina elisany ....asehoy anarana sy fanampiny ny CV vao manao an'itony fa manalabaraka fotsiny e
✌✌✌ 08/09/2018 00h26
Miarovatana réf alefa am mazava kkk
✌✌✌ 08/09/2018 00h26
Io ndray nareo lé misaboty ry tim an...alefaso lou fa inona ary ty 😂
TSY MPANDRAY ANJARA ATO INTSONY NY MPANOHANA AN'I RAVALOMANAN REHETRA, ARY MIANGAVY NY REHETRA HANARAKA TORO-MARIKA .OLONA HENDRY ISIKA. TSY MANAN(KERY INTSONY NY VOTE ATO AMIN'NY ANARAN'I RAVALOMANANA , NA HANDRESY IZY ATO NA HO RESY .ALEO NY ANAY A 08/09/2018 00h26
IZAHO IZAY MANORATRA NO NITONDRA ITY SONDAGE ITY 5NI6PARTAGE AZY BE DIA BE) ary AMBARA ETO FA EFA RESY IZAHAY FA ATAOVY EO NY ANAREO.KA TSY HO ISAN'NY MPANDRAY ANJARA ATO INTSONY IZAHAY FA MISAOTRA TAMIN'NY FIARAHA-MIASA.AZA ISAORANA AKORY AHO NAMPAH 08/09/2018 00h26
25 08/09/2018 00h26
ajanony refa tsy voafehy ilay izy. dia ny TIM foana no tenenina fa zao e, makatsy e,....tsy mahazaka ilay fitarihany TIM mitsy nareo
TIM 08/09/2018 00h26
MANAO FANAMBARANA ETO OFISIALY NY MPANOHANA AN'I MARC RAVALOMANANA FA TSY ISAN'NY MPANDRAY ANJARA ATO ARY MIANGAVY MBA TSY HO RAISINA NY VOTEN'NY OLONA TSY TRATRA ANTSO TONGA ATO.ITY FILAZANA ITY DIA CAPTURÉ ARY HASEHO AMIN'NY MPANOHANA REHETRA, ARY HADSEHO AMIN'NY FOTOANA ILANA AZY (OFFICIEL)
tim 08/09/2018 00h26
DADAN LAH ALOHA RY MANADAFY JERENA VAO NY DADAN'NY SADANY AH , EFA HIALA IZAHAY ARY TSY MANANKERY INTSONY NY VOTE-NAY ATO FA EFA ANAREO DAHOLO,KOA MAHAZOTOA
TIM 08/09/2018 00h26
MIANTSO NY MPANOHANA AN'i RAVALOMANAN REHETRA TSY HANDRAY ANJARA ATO INTSONY. DIA HO HITA EO NA ISIKA NO ADMIN NA TSY ISIKA FA I TAH RAMSES SY I LANTO MANADAFY NO ATO(ENFIN TAFIDITRA ATO NITONDRA LOGICIELS) KOA MIANTSO ANTSIKA REHETRA MPANIOHANA.RESY ISIKA ATO FA NDAO HIALA ARY AEZA MANDRAY ANJARA ATO INTSONY.MISAITRA
MIANTSO NY MPANOHANA AN'i RAVALOMANAN REHETRA MIDITRA ATO.MBA TSY HIVERINA ATO INTSONY, ARY TSY HANDRAY ANJARA AMIN'NY SONDAGE AVO LENTA BE MAKARENITSOFINA BE ATO.FA TSY METY AMITSIKA ATO .MISAOTRA 08/09/2018 00h26
Mahery Lanto Manandafy 08/09/2018 00h26
Hita fa elisany no admin an ito ry TIM de mody oe tsy hanao a tsy hanao. Ita mintsy lisany mitovy @dadan lisany , zatra mpangalatra
Mahery Lanto Manandafy 08/09/2018 00h26
Hita fa elisany no admin an ito ry TIM de mody oe tsy hanao a tsy hanao. Ita mintsy lisany mitovy @dadan lisany , zatra mpangalatra
Tim 08/09/2018 00h26
MIANTSO NY MPANOHANA AN'i DADA REHETRA , OLON'NY TOROMARIKA ISIKA ,EFA FANTANTSIKA IZANY, KOA MIANGAVY ANTSIKA REHETRA TSY HIDITRA ATO INTSONY ,ARY TSY HANDRAY ANJARA AMIN'NY SONDAGE AVO LENTA ATO INTSONY.MISAITRA ANTSIKA
Anonyme 08/09/2018 00h26
25,MARC RAVALOMANANA IHANY E!
ADMIN DU SITE 08/09/2018 00h26

Noho ny fisian'ny spam mampahazo vahana ny safidy sasany dia nahato hatramin'ny Alahady 09 Septembre 2018 ity sondage ity. Eo am-panaovana sécurisation izahay mba hampadio ny safidintsika. Natao réinitialisation ihany koa ny base de données iray manontolo, ka naverina ny sauvegarde du vendredi (version 07 septembre à 23h59) ka izay resaka, na ady hevitra tao aorian'io dia tsy ao anatin'io saovegarde io, ka izay no mahatonga ny dinidinika sasany ho tsy eo intsony fa tsy hoe nokendrena manokana hofafana akory. Marihina etoana fa tsy mitondra loko na firehana ny administration an'ity site ity. Hiverina ny sondage rahampitso mitatao vovonana.

Tim 08/09/2018 00h26
EFA NOENTANINA NY MPANOHANA REHETRA, ARY METYBHISY FOANA NY HIFIDY ATO.FA OFFICIEL , TSY MI-COMPTE ATO INTSONY NY VOIX TIM NA MPANOHANA AN'i RAVALOMANANA FA TSY HIFIDY ATO IZAHAY ARY TSY MPANDRAY ANJARA ATO OFFICIEL
Brice 08/09/2018 00h26
22
Tim 08/09/2018 00h26
ALEO NY 22 HANDRESY FA MENDRIKA NY HANDRESY KOA IZY. FA IZAHAY MPANOHANA NY 25 DIA TSY ISAN'NY MPANDRAY ANJARA ATO .MISAOTRA (c'est OFFICIEL)
ANNIE 08/09/2018 00h26
22
Anonyme 08/09/2018 00h26
ny ahy koa NOFAFANA, tsy milamina elisany ....asehoy anarana sy fanampiny ny CV vao manao an'itony fa manalabaraka fotsiny e
Lova 08/09/2018 00h26
22
Kala peta 08/09/2018 00h26
22
Tim 08/09/2018 00h26
FANAMBARANA: IZAHAY MPANOHANA AN'I RAVALOMANAN REHETRA DIA MANAMBARA ETO OFISIALY FA TSY ISAN'NY MPANDRAY ANJARA ATO SATRIA EFA RESY IZAHAY, ARY AVOHAY GAZETY MINTSY NY RESULTAT TOMPOKO
Anonyme 08/09/2018 00h26
22
Anonyme 08/09/2018 00h26
22
Anonyme 08/09/2018 00h26
22
Anonyme 08/09/2018 00h26
FANABARANA : NY MPANOHANA AN'I FILOHA RAVALOMANANA REHETRA DIA TSY ISAN'NY MPANDRAY ANJARA ATO ARY OFFICIEL.KOA MIANGAY NY REHETRA HISITAKA, ARY MIANGAVY NY ADMINS HANOHY NY ASANY MIARAKA MIN'IREO OLONA EFA VOAKARAMA NOTENENINY ENY AMBONY.DIA ALEO HANDRESY NY 34 SY 13 FA IZAHAY HITEHAKA IZAY MPANDRESY.MISAOTRA
tim 08/09/2018 00h26
ITY FILAZANA ITY DIA HANAMBARANA ETO FA TSY MANDRAY ANJARA ARY TSY HANDRAY ANJARA OFFICIEL ATO INTSONY IZAHAY.FA ALEO IANAREO MAHARESY .NOHO IZANY DIA IZAY RESULTAT-NAREO EO DIA HIFALIO FA TSY MISY HIDIRANAY
Tim 08/09/2018 00h26
FILAZANA: ISIKA MPANOHANAAN'I DADA REHETRA DIA HIANGAVIANA MAFY,TSY HANDRAY ANJARA ATO NA KELY AZA,fa AVELAO HANDRESY NY 13 SY 34 ,IZANY HOE I TAH RAMSES AVELAO HANDRESY.MISAOTRA
Anonyme 08/09/2018 00h26
MANAMBARA ETO IZAHAY ,ARY OFFICIEL , FA TSY HANDRAY ANJARA AMIN'NY SONDAGE-NAREO INTSONY, ARY RARANAY MAFY NY MPANOHANA AN'I DADA REHETRA TSY HANDRAY ANJARA INTSONY.MISAOTRA
tim 08/09/2018 00h26
IZAHAY MPANOHANA AN'I RAVALOMANAN DIA MANAMBARA FA TSY HO ATO OINTSONY, FA ATAOVY EO NY ANAREO, DIA HANDRESY IANAREO ZANY RY TAH RAMSES SY NY TARINY.MAHAZOTOA .FA HO RARAKO TSY HISY HANDRAY ANJARA NY TENA MPANOHANA RAVALOMANANA.ARY MANAMBARA ETO IZAHAY FA TSY MPANDRAY ANJATRA AMIN'IO SONDAGE IO INTSONY .MISAOTRA DIA ARAHABAINA IANAREO NAHARESY SAHADY OTRAN'ILAY TEO.
Anonyme 08/09/2018 00h26
ny ahy koa NOFAFANA, tsy milamina elisany ....asehoy anarana sy fanampiny ny CV vao manao an'itony fa manalabaraka fotsiny e
Anonyme 08/09/2018 00h26
FAFAO DAHOLO IZAY NOSOIRATAKO REHEFA AFABARAKA LISANY FA TSY RARAHIKO ,fafao any hahahaha .BANDES DES COCHONS DE MERDES
ADMIN DU SITE > Hasina 08/09/2018 00h26

Dimanche vers midi e

Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Hasina 08/09/2018 00h26
Mety @ firy eo zany sondage zany ry adimin? Hijerevanay any ilay fa zay te hahitana ny vato ny dada voalohany hatrany
ADMIN DU SITE 08/09/2018 00h26

Miverina amin'ny laoniny ny données (version 07 septembre à 23h59, mbola manao sécurisation izahay ka rahampitso Alahady isika afaka miverina mandray anjara.

Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25 foana
ADMIN DU SITE 08/09/2018 00h26

Tsy misy loko ny admin fa aza matahotsa isika e. Hiverina dans sa version omaly zoma ny données rehetra satria manjary lasa faux ilay sondage-tsika. Rahampitso ny ny fotoanantsika. Remarque kely: tsy misy ifandraisany am'niza na iza ny Admin, olona tsy manana firehana.

Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
Resin i Dama sy Mailhol ndray ny mpandoro tanana dia mi delire.
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
MAPAR 08/09/2018 00h26
Ity no tendance farany talohan'ny nampiasan'ny 25 sy 4 logiciel SPAM : 34=1470voix / 13=634voix / 25=265voix / 4=118voix / 26=60voix
Anonyme 08/09/2018 00h26
MANALA HENATRA LERY DE MODY AVERIMBERINY EO IO HIHIHIHI BANDY ALIKA TSISY ILANA AZY :)
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
ARY FANTAKO ,FANTATRAY FA ELAH TAH RAMLSES N?O AO AMBADIK'IO "MAPAR" MICOM IO
MAPAR 08/09/2018 00h26
Ity no tendance farany talohan'ny nampiasan'ny 25 sy 4 logiciel SPAM : 34=1470voix / 13=634voix / 25=265voix / 4=118voix / 26=60voix
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
mioty 08/09/2018 00h26
mety le izy kah. pst mailhol
Anonyme 08/09/2018 00h26
AVERIMBERENO EO IO FA NY ADMIN EFA MI ASSUMER FA NANDRA
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
MAPAR 08/09/2018 00h26
Ity no tendance farany talohan'ny nampiasan'ny 25 sy 4 logiciel SPAM : 34=1470voix / 13=634voix / 25=265voix / 4=118voix / 26=60voix
Anonyme 08/09/2018 00h26
MPAMINANY AHO 222 PROPHETE AHO EEEE KI .... TU L AS DANS LE CUL ET VA TE FAIRE ... POVS DEMONS
MAPAR 08/09/2018 00h26
Ity no tendance farany talohan'ny nampiasan'ny 25 sy 4 logiciel SPAM : 34=1470voix / 13=634voix / 25=265voix / 4=118voix / 26=60voix
Anonyme 08/09/2018 00h26
8
Ravaka 08/09/2018 00h26
Dama:4 irery ihany no hitako mety amiko ny vinany, hanangana firenena miainga avy amin'ny fotony amin'izay isika
Anonyme erika 08/09/2018 00h26
Serge jovial imbeh no mety amiko amin'ny ireo candidat ireo satria izy irery ihany no manana vina tsara afaka mampandroso ani madagascar tsy miala amin'ny num 26 izahay
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
ive 08/09/2018 00h26
24
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Tojo 08/09/2018 00h26
12
speedy 08/09/2018 00h26
Proposition fotsiny hoe omena 1 semaine le sondage virtuel d mila pseudo sns d indray mandé mifidy ihany amzay , mety mis olona vokarama tsin ao otran ataon sasany d mifidy in 100 amby arivo , fa ny hitako hatreto aloha sy ny sondage hitako d mitarika foana ny 25
Ryana 08/09/2018 00h26
12
Anonyme 08/09/2018 00h26
4
Anonyme 08/09/2018 00h26
4
Anonyme 08/09/2018 00h26
4
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Betsaka Namana Tsy Nitovy Hevitra T@ 2009 Fa Rehefa Nandinika Ny Zava Nisy Dia Tonga Saina Daholo Ankehitrina Fa Marc RAVALOMANANA Irery Ihany Afaka Manana Vina Tsara Hampandroso An I Madagasikara. N^25 IHANY IZANY !
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Tsy miala @ dada8 e 25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Marc RAVALOMANANA
Anonyme 08/09/2018 00h26
Marc Ravalomanana 100%
Anonyme 08/09/2018 00h26
25!
Anonyme 08/09/2018 00h26
12
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Bara 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme dada 08/09/2018 00h26
Za Maka Dada Ravalo. MAP
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
Aleo ihany miverina am taloha fa mapataotra
Anonyme 08/09/2018 00h26
04:DAMA
Anonyme Ghislain 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25 hatrany
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme valerie 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
19
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
04 - DAMA
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
25 Marc Ravalomanana
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Rajao 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
13 ✌ ✌ ✌
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Luc Ramiarantsoa 08/09/2018 00h26
25
NOMENJANAHARY NAMAKO Antoine 08/09/2018 00h26
Raha ireo olona mahay ny toe-draharaha ary manana acces internet zany dia efa lany ny numéro 25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Ravalomanana
Anonyme 08/09/2018 00h26
Ravalomanana
Anonyme 08/09/2018 00h26
Ravalomanana
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Ragista 08/09/2018 00h26
Anti-foza
Ragista 08/09/2018 00h26
25 . no comment
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Morasata 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25 hatrany e
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Rakoto 08/09/2018 00h26
13
tout le monde 08/09/2018 00h26
tout le monde:13
Rakoto 08/09/2018 00h26
13
ravao 08/09/2018 00h26
13
25 08/09/2018 00h26
ny natao no hita!un vrai leader ,ts mkosomaso amreo vazaha be menasofina
Anonyme 25 08/09/2018 00h26
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
25 iany ...ravalomanana no président idéal oany gasy @zao fiakarany vidimpiainana be zao satria izy mahavita miady@nio.porofony nahazoany amboara fahaizana mitatanana.farany teo.ary manana toetsaina leader...izy assurée satria efa ita s fantatra n fomba fitatanany...f olona n action f tsy mpanao kombaka ambava....maro critère oe itako s ny olona niresak t@ko fa ravalomanana président gasy ....raha te androso isika..le vahiny Ray zay dia vaky vava oe c'est le TRUMP DONALD pour le malgache
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 26 08/09/2018 00h26
N 26 ihany no fidina,izy irery ihany no mahavita mitondra ity firenena ity eto Madagascar
Anonyme 26 08/09/2018 00h26
N 26 ihany no fidina,izy irery ihany no mahavita mitondra ity firenena ity eto Madagascar
Anonyme 26 08/09/2018 00h26
N 26 ihany no fidina,izy irery ihany no mahavita mitondra ity firenena ity eto Madagascar
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
nourdine luciana 08/09/2018 00h26
26 ihany e
Anonyme 26 08/09/2018 00h26
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
4
Nolla vlydius 08/09/2018 00h26
26ihany no hitako mety ho Antony fivoarany ity tanindrazana ntsika malala ntsika ity,fa izy no tanana madio ary efa manana NY ampy ka TS Ivarotra harempirenena toy ireo izay efa nifandimby
andry 08/09/2018 00h26
rehefa nataoko ny fandinihina dia aleo 25 ihany.
Anonyme 08/09/2018 00h26
serge jovial IMBEH; moi je fai confiance au jeune pour sortir ce pays de la pauvreté et de la corruption
TAMIHA 08/09/2018 00h26
Serge Jovial Imbeh ihany no mety hahavita ny vina aroson'ny tsirairay ho an VAHOAKA eo! TANORA zandriny afaka hifaninana tsara ary tokony hapetraka amin fitarihana raha mieritreritra ny Vahoaka marina ny tsirairay fa tsy tia ny tenany ! Convaincu n° 26 manana vina tsara eritreretina hampandroso antsika Malagasy !
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
TAMIHA 08/09/2018 00h26
le Farany zandriny indrindra io no mety hitondra an masdagascar lavitra satria sady manampahaizana no mieritreritra lavitra ny faran zay madinika amin vina izay arosony ary TSY MITANILA amin vina arosony amin sokajin'olona , sokajin'asa , Fahasalamana , fiarahamonina sy ny fandriampahalemana ! raha olona mitsinjo ny vahoaka dia hoatr'azy satria resaka vahoaka hatrany no voateniny matetika ! azo atao tsara mihintsy ny mifidey azy amin fitsinjovany lavitra ny firenena atsy ho atsy ! ny fanarenana ny omaly , fametrahana ny anio ary fitsinjovana ny rahatrizay ! N° 26 mety tsara amin TANORA mitovy aminay!
Claudia Victoria 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Dic Layron U 08/09/2018 00h26
26
Hery 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
24, Fanirisoa
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Steve 08/09/2018 00h26
Amiko aloha, izay dondrona sy marivo salosana ary kely saina no manaiky ambakain'i andry rajoelina, amidianany io saka beloha ataony io, fa raha misaina kely isika dia diniho sy fakafakao fa izy no nanapotika ny firenena satria hoantsika kely fisainana dia tsy mahafantatra fa ny frantsay no ambadik'io ka raha tahiny hiakatra ity firenena ity dia sakanan'ireo frantsay. Iza moa ireo frantsay dia ireo (karana nationalité frantsay manjaka ny économie eto, ireo vazaha menasofina mitsetsitra ny harentsika) ka diniho sy fakafakao fa mbola ho potika lalina isika raha mbola hiditra @andry rajoelina satria mbola ireo frantsay(karana sns) ireo no mbola hanakarena lavitra eto amintsika fa isika dia hinanem... eto foana, raha tsy mijoro ny maha malagasy tia tanindrazana antsika isika, fa andry rajoelina izany fitiavantena sy fivarotana tanindrazana no ataony
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme iany 08/09/2018 00h26
ka raha atao ny famerenana ny kajy d aleo iany alo ny #25 Izay jerena toa mampala iany ny fika e
Hery 08/09/2018 00h26
ANDRY RAJOELINA
Anonyme 08/09/2018 00h26
13 ANDRY RAJOELINA
Mahery 08/09/2018 00h26
Andry Rajoelina no vahaolana, aza mandany andro amin'ny sasany
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Lalaina 08/09/2018 00h26
Andry Rajoelina
Anonyme26 08/09/2018 00h26
num 26 io hiany no hitako mety @ firenena ty eee
Ricia 08/09/2018 00h26
#26 Imbeh Serge Jovial , olona vaovao manana vina matotra sy mitombona tsar ny hanatanterahany azy. Tsy niray petsapetsa t@ fitondra tahaka ireo goaika lahy efa nutantana ny firenana hateamin’izay ... Tanora manam-pahaiza mandray andraikitra.
Anonyme 08/09/2018 00h26
RAJOELINA HATRANY
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
13
Anonyme 08/09/2018 00h26
ANDRY RAJOELINA
mihaja 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Fabien 08/09/2018 00h26
25
Anonyme26 08/09/2018 00h26
Edith 08/09/2018 00h26
Imbeh Serge Jovial . Olona vaovao, mamaly ny hetahetako ny programmeny . Tanora aho mpianatra Ankatso. Manahy hoe tsy hahita Asa rehefa mahavita fianarana. Izy anefa manolotra ny fonds de relancement hoan izay rehetra mahavita fianarana tsy ankanavaka. Misaotra anao tompoko. Mirary soa hatrany !
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
I serge ia oro itanay olona mahitsy @ty fifidianana ty.
Hervé 26 Serge Jovial Imbeh 08/09/2018 00h26
Serge Jovial Imbeh olo madio sady tanora mahay, tsy mena mitaha aminy hafa ary sangany, zaho aloha de resy lahatra tanteraka, tsy mila goaika antitra politika reo, aleo tanora mbola tsy teo koa zao
Anonyme 08/09/2018 00h26
26 SERGE IMBEH OLO MADIO ARY HITA FA MANANA VINA MITOMBONA FA TSY PETATOKO
Anonyme 08/09/2018 00h26
26 SERGE IMBEH OLO MADIO ARY HITA FA MANANA VINA MITOMBONA FA TSY PETATOKO
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Ramananarivo Olivier 08/09/2018 00h26
Je voté pour le candidat N26.Imbeh Serge Jovial qui est un jeune Dr en économie ayant à son actif plus de 10 ans d'expérience professionnelle en tant qu'expert financier auprès de plusieurs institutions internationales.Sa candidature n'est pas un coup de tête mais bien mûrir et préparée des années à l'avance. Il a le profil exigé pour devenir le PRM.
Tanora Tim Ofisialy 08/09/2018 00h26
25
Ihary Mireille Andriantsifaritana 08/09/2018 00h26
26 Serge Imbeh.C'est un jeune docteur en Économie avec des expériences solides sur l'arène international (banque mondiale, FMI) . Il se démarque par ses compétences politique et financière et c'est un vrai rassembleur
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Mi Rabarinjaka 08/09/2018 00h26
25 hatrany
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Un bon laitier garde pour toujours l'esprit d'un bon laitier : toujours servir un bon lait pour le bonheur de tous.
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
jocelyn rasolofo 08/09/2018 00h26
25 Ravalomanana
Dadou 08/09/2018 00h26
25 Marc Ravalomanana ihany o
Anonyme 08/09/2018 00h26
27
Anonyme 08/09/2018 00h26
27
Anonyme 08/09/2018 00h26
27
Anonyme 08/09/2018 00h26
27
Anonyme 08/09/2018 00h26
TONGA DE RAVELONARIVO #TDR #FILOHA 27
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
4 pour que nous aimons notre destinée entre les mains
Anonyme25 08/09/2018 00h26
Io zao vahaolanq
Rojo 08/09/2018 00h26
Marc Ravalomanana
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Réparation 08/09/2018 00h26
Voaray avokoa ireo fitarainana ho an'ireo tsy afaka mandray anjara amin'ity sondage ity fa bloqué avy hatrany. Ialana tsiny fa misy olana ara-teknika mifandray amin'ny Facebook. Raha tsy tafiditra amin'ny sondage ianao dia ity ny adiresy hidirana hatao copier coller eo amin'ny navigateur : https://www.etropique.com/actualites-madagascar-participez-au-sondage-premier-tour-presidentielle-2018-actualites-1766.html#sondage
Anonyme 08/09/2018 00h26
24
Anonyme 08/09/2018 00h26
34
Anonyme 34 08/09/2018 00h26
34
za 08/09/2018 00h26
n ah ku ts mandeh nef zao ar zao vo nahita anty sad ordi perso
Anonyme 08/09/2018 00h26
25 zao no azo iafiana
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25 Marc Ravalomanana
Anonyme 08/09/2018 00h26
Normal le Vazzha io ra hifidy rajoelina satria mbola te hanandevo gasy izy
Anonyme 08/09/2018 00h26
Normal le Vazzha io ra hifidy rajoelina satria mbola te hanandevo gasy izy
Anonyme 08/09/2018 00h26
Marina le an Dino e. Telephone ko no Ampiasaiko Fa tsy ordi nefa tsy afaka mifidy hono aho..... Mba Amboary fa misy tsy mety fa aza maika hamaly ny olona fotsiny o
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Ravalomanana irery ihany no manana compétence hanarina haingana an'i Madagasikara
Anonyme 08/09/2018 00h26
Tonga ny fotoana hanaovana valimbabena
Anonyme 08/09/2018 00h26
4
Landy 08/09/2018 00h26
Dama n•4, une belle philosophie : le Valimbabena.
Anonyme 08/09/2018 00h26
Le 4
Anonyme 25 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25- Marc RAVALOMANANA
Hery 08/09/2018 00h26
RAVALOMANANA Marc
Jacquot 08/09/2018 00h26
25 Marc Ravalomanana
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
4
Ho Fanarenana 08/09/2018 00h26
25
Eric pour Dino 08/09/2018 00h26
Ialana tsiny Dino a. Izy ity moa nezahana ho anonyme. Mety efa nisy nampiasa ny Ordinateur anao dia izay no antony fa miova ordinateur na telephone mbola tsy nisy nampiasa amin'ity sondage ity fa matoa ianao tsy afaka dia efa nisy nampiasa na ilay ordinateur na telephone. Techniquement izay no antony.
Anonyme 08/09/2018 00h26
4
Dino 08/09/2018 00h26
Mila amboarina kely angamba le izy e...sady tsy mbola nifidy aho, no tafiditra tsara ao anatin'ny 01/09/2018 au 07/10/2018 ny daty androany nefa tsy afaka mifidy hono aho nohon'ny antony iray @ ireo roa voalazako ireo. Misaotra nikarakara na izany aza fa mila fanatsarana kely fotsiny..
Anonyme 08/09/2018 00h26
26
Anonyme 08/09/2018 00h26
4
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Bonjour, je souhaite que Dama puisse être elu. Misaotra
Tovo 08/09/2018 00h26
25 fona e !
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Dada 25
bolida 08/09/2018 00h26
25
Mika mika 08/09/2018 00h26
4
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Marc Ravalomanana / 25
DILI 08/09/2018 00h26
24
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Faniry
Anonyme 08/09/2018 00h26
4
Tahina 08/09/2018 00h26
4
PARIS 75 08/09/2018 00h26
Bonjour, Je suis un vazaha qui aime vôtre pays Madagascar et mon épouse est malgache. Je suis fière de faire partie de votre communauté de madagascar Mon rêve le plus chers que le jeune futur président Andry Rajoelina devient notre chef d'état. IL est le seul à pouvoir sortir le pays cette misère.
claudine 08/09/2018 00h26
Faniry
Arth 08/09/2018 00h26
Faniry
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
Faniry
Anonyme 08/09/2018 00h26
25: c'est le moins pire
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Anonyme 08/09/2018 00h26
25
Rnesto 08/09/2018 00h26
Vive le peuple Malagasy



Souhaitez-vous PUBLIER UN ARTICLE SUR ETROPIQUE ? C'est simple et gratuit.


Il suffit d'être inscrit en tant qu'UTILISATEUR sur ce site et soumettre vos articles, opinions, ou tout simplement partager des informations.







Le sondage Resultats


Vous êtes invité à participer à ce sondage
entre 01/09/2018 et 07/10/2018


Quel est le candidat de votre choix pour le premier tour de la présidentielle 2018 ?

Il ne vous est pas possible de participer pour une des raisons suivantes :

- Vous avez déjà voté

- La date d'aujourd'hui ( 16/11/2018 ) se trouve en dehors de la période d'observation

- Vous devez vous connecter pour participer, CLIQUEZ ICI


Resultats


Revenir au sondage

Nombre de votants: 1593

25-RAVALOMANANA Marc 21,66 % 345 voix
4-RASOLOFONDRAOSOLO Zafimahaleo dit DAMA Mahaleo 17,45 % 278 voix
13-Andry Nirina RAJOELINA 16,26 % 259 voix
24-ERNAIVO Fanirisoa 10,61 % 169 voix
26-IMBEH Serge Jovial 7,53 % 120 voix
34-MAILHOL André Christian Dieu Donné 5,4 % 86 voix
21-RATSIRAKA Didier Ignace 5,15 % 82 voix
11-RAFALIMANANA Ny Rado 3,52 % 56 voix
33-RATSIRAKA Iarovana Roland 2,26 % 36 voix
19-BERIZIKY Jean Omer 2,13 % 34 voix
12-RAJAONARIMAMPIANINA RAKOTOARIMANANA Hery Martial 1,69 % 27 voix
27-RAVELONARIVO Jean 0,88 % 14 voix
8-RABARY Andrianiaina Paul 0,69 % 11 voix
17-RAJAONARY Erick Francis 0,63 % 10 voix
1-RASOLOFONJOA Haingo Andriakajamalala 0,5 % 8 voix
3-TABERA Randriamanantsoa 0,44 % 7 voix
9-RABEHARISOA Saraha 0,44 % 7 voix
14-BEZAZA Marie Eliana Pascaline Manasy 0,44 % 7 voix
22-MAHAFALY Solonandrasana Olivier Jocelyn 0,31 % 5 voix
23-RADILOFE Mamy Richard 0,31 % 5 voix
15-ANDRIANOELISON José Michel 0,25 % 4 voix
35-ROBIMANANA Rivomanantsoa Orlando 0,25 % 4 voix
36-RASOLOVOAHANGY Roseline Emma 0,25 % 4 voix
6-RATSIETISON Jean-Jacques Jedidia 0,19 % 3 voix
18-RAMAROSON Arlette 0,19 % 3 voix
5-JULES ETIENNE Rolland 0,13 % 2 voix
16-NARISON Stephan 0,13 % 2 voix
2-RAKOTOFIRINGA Richard Razafy 0,06 % 1 voix
7-ANDRIANTSEHENO Lalaoarisoa Marcellin 0,06 % 1 voix
10-RADAVIDSON ANDRIAMPARANY Benjamin 0,06 % 1 voix
30-RASOLONJATOVO Falimampionona 0,06 % 1 voix
32-RABARIHOELA Bruno 0,06 % 1 voix
20-RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin 0 % 0 voix
28-RANDRIAMORASATA Solo Norbert 0 % 0 voix
29-ZAFIVAO Jean Louis 0 % 0 voix
31-RAKOTOMAMONJY Jean Max 0 % 0 voix

A LA UNE

Résultat de la présidentielle, mise à jour du 14 nov 2018 16H30

Résultat de la présidentielle, mise à jour du 14 nov 2018 16H30 Résultat partiel publié par la CENI


39.59% : Andry RAJOELINA
36.64% : Marc RAVALOMANANA
07.52% : Hery RAJAONARIMAMPIANINA


Bureaux de votes traités: 17300 / 24852
Soit: 69.61%
< ...

Lire la suite ...


FIL D'ACTUALITES

La CENI est définitivement seule, discréditée par l'ensemble des candidats

La CENI est définitivement seule, discréditée par l'ensemble des candidats Retards dans les traitements et les acheminements, fonctionnement incompréhensible, interdiction d ...

Lire la suite ...

JEREMY MOREL parmi les BAREAS

JEREMY MOREL parmi les BAREAS Déjà qualifié pour la CAN 2019, le prochain match des BAREA de Madagascar n'a pas un réel enjeu. ...

Lire la suite ...

SONDAGE : faites-vous confiance à la CENI?

SONDAGE : faites-vous confiance à la CENI? La CENI est mise à mal par des accusations de corruptions, et par ses méthodes, tant sur la maîtr ...

Lire la suite ...

Résultat de la présidentielle, mise à jour du 14 nov 2018 16H30

Résultat de la présidentielle, mise à jour du 14 nov 2018 16H30 Résultat partiel publié par la CENI


39.59% : Andry RAJOEL ...

Lire la suite ...

Ca y est : c’est l’HEURE

Ca y est : c’est l’HEURE Après un mois de propagande, le plus médiatisé, et le plus spectaculaire, dans ...

Lire la suite ...

Les ethnies : la clé de la réussite pour Madagascar

Les ethnies : la clé de la réussite pour Madagascar Depuis l'indépendance, Madagascar est considéré comme un pays indivisible, dont ...

Lire la suite ...

Election 2018, est-ce vraiment porteur d'espoir ?

Election 2018, est-ce vraiment porteur d'espoir ? (photos www.mada24.net)

A une semaine du premier tour, on pense avoir tout vu, mais h ...

Lire la suite ...

MADAGASCAR SE QUALIFIE POUR LA CAN 2019

MADAGASCAR SE QUALIFIE POUR LA CAN 2019 L'équipe nationale de Madagascar se qualifie pour la CAN 2019 après avoir battu à deux reprises l ...

Lire la suite ...

Propagande électorale, Hery RAJAONARIMAMPIANINA est le seul disposant d’un hélico

Propagande électorale, Hery RAJAONARIMAMPIANINA est le seul disposant d’un hélico Pour sillonner le vaste territoire Malgache, pendant la propagande, l’ACM ne donne pas la per ...

Lire la suite ...

Anomalies sur la liste électorale, ultimatum donné par 22 candidats

Anomalies sur la liste électorale, ultimatum donné par 22 candidats (Crédits photo: FB antoko Zama)


Selon un collectif de 22 candidats &ag ...

Lire la suite ...


CHOIX DES LECTEURS

Madagascar : nouvelle base arrière du terrorisme ? France et Etats-Unis s’inquiètent

Madagascar : nouvelle base arrière du terrorisme ? France et Etats-Unis s’inquiètent En plein océan-indien, loin de l’Europe et des Etats-Unis, ancrée face à l’Afrique de l’Est ...
Lire la suite ...

Antananarivo fahiny, Un bond en arrière pour rêver de l'avenir

Antananarivo fahiny, Un bond en arrière pour rêver de l'avenir Depuis l'indépendance en 1960, Madagascar na cessé de reculer.

Presque toutes l ...
Lire la suite ...

Festival d'Avignon 2015, raconté en images par un malgache

Festival d'Avignon 2015, raconté en images par un malgache Originaire de Madagascar, et habitant Avignon depuis des années, c'est toujours avec un dépaysemen ...
Lire la suite ...

Festival d'Avignon 2015, raconté en images par un malgache (2eme partie)

Festival d'Avignon 2015, raconté en images par un malgache (2eme partie) Avant la clôture de ce festival, et à la demande de beaucoup de personnes, je vous mets ...
Lire la suite ...

Zapping photo web de la semaine du 23/01/2016

Zapping photo web de la semaine du 23/01/2016 Une compilation des photos postées par les internautes durant la semaine.

...
Lire la suite ...

Le concert de Malagasy Rock Session à Montpellier a tenu toutes ses promesses.

Le concert de Malagasy Rock Session à Montpellier a tenu toutes ses promesses. Le concert de Malagasy Rock Session à Montpellier a tenu toutes ses promesses.
< ...
Lire la suite ...